Ezekiel 48:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’ny tany fiandrasam-biby momba ny tanàna: Ny eo amin’ny avaratra dia ho dimampolo sy roanjato, ny eo amin’ny atsinanana dia ho dimampolo sy roanjato ary ny eo amin’ny andrefana dia ho dimampolo sy roanjato.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hisy tany manodidina ny tanàna, dia ho 250 hakiho ny avaratra, 250 ny atsimo, 250 ny atsinanana, ary 250 ny andrefana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isaky ny lafiny tsirairay amin’ny tanàna dia hisy toera-malalaka izay mirefy 125 metatra ny sakany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'ny tany fiandrasana momba ny tanàna, ny eo amin'ny avaratra dia ho dimam-polo amby roan-jato, ary ny eo amin'ny atsinanana dia ho dimam-polo amby roan-jato, ary ny eo amin'ny andrefana dia ho dimam-polo amby roan-jato.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’ny tany fiandrasam-biby momba ny tanàna: Ny eo amin’ny avaratra dia ho dimampolo sy roanjato, ny eo amin’ny atsinanana dia ho dimampolo sy roanjato ary ny eo amin’ny andrefana dia ho dimampolo sy roanjato.
malagasy