Ezekiel 48:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mpiasa ao an-tanàna avy amin’ny fokon’ny Israely rehetra no hiasa azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpiasa ao an-tanàna, alaina amin’ny fokon’i Israely rehetra, no hiasa izany tany izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mpiasa ao amin’io tanàna io dia ho avy amin’ny foko israelita rehetra; ary izy ihany no hamboly ireo tany ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary izay mpiasa ao an-tanàna avy amin'ny firenen'Isiraely rehetra no hiasa azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mpiasa ao an-tanàna avy amin’ny fokon’ny Israely rehetra no hiasa azy.
malagasy
Ary izay mpiasa ao an-tanàna avy amin'ny firenen'Isiraely rehetra no hiasa azy.