Ezekiel 48:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tany voatokana rehetra dia ho efamira, dimy arivo sy roa alina sy dimy arivo sy roa alina; ny ampahefatry ny anjara masina voatokana dia halainareo ho zaratany momba ny tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa dia 25.000 hakiho amin’ny ilan’ny tany rehetra voatokana, ary 25.000 amin’ny ilany iray hafa, ny hatokanareo ho tany momba ny tanàna dia ampahefatry ny anjara masina izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fitambaran’ny faritra voatokana ho Ahy Tompo dia ho efamira izay mirefy 12 km sy sasany ny lafiny tsirairay avy; ary hakanareo ampahefany izany ho zaratany ho an’ilay tanàna.
Malagasy Bible 1865
Ny tany voatokana rehetra dia dimy arivo amby roa alina sokera; ny ampahefatry ny anjara masina voatokana dia halainareo ho zara-tany momba ny tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tany voatokana rehetra dia ho efamira, dimy arivo sy roa alina sy dimy arivo sy roa alina; ny ampahefatry ny anjara masina voatokana dia halainareo ho zaratany momba ny tanàna.
malagasy
Ny tany voatokana rehetra dia dimy arivo amby roa alina sokera; ny ampahefatry ny anjara masina voatokana dia halainareo ho zara-tany momba ny tanàna.