Ezekiel 48:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny amin’ny firenena sisa, hatramin’ny lafiny atsinanana ka hatramin’ny andrefana, dia hisy anjara iray ho an’i Benjamina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny an’ny foko sisa kosa: hatramin’ny faritra atsinanana ka hatramin’ny faritra andrefana: anjara iray ho an’i Benjamina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ny amin’ireo foko sisa mbamin’ny anjarany dia toy izao manaraka izao: ny anjaran’i Benjamîna dia miainga eo amin’ny sisin-tany atsinanana ka hatrany amin’ny Ranomasina Mediteranea any andrefana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'ny firenena sisa, dia hatramin'ny lafiny atsinanana ka hatramin'ny andrefana, dia hisy anjara iray ho an'i Benjamina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny amin’ny firenena sisa, hatramin’ny lafiny atsinanana ka hatramin’ny andrefana, dia hisy anjara iray ho an’i Benjamina.
malagasy
Ary ny amin'ny firenena sisa, dia hatramin'ny lafiny atsinanana ka hatramin'ny andrefana, dia hisy anjara iray ho an'i Benjamina.