Ezekiel 48:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifanolotra amin’ny faritanin’i Gada, amin’ny lafiny atsimo, ny sisintany dia hatrany Tamara sy ny ranon’i Meriba any Kadesy sy ny lohasahan-driaka ka hatramin’ny Ranomasina Lehibe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sisin-tany, amin’ny lafin’ny Negeba manolotra ny sisin-tanin’i Gada, dia hatrany Tamara no mankany amin’ny ranon’i Meribà any Kadesa, sy ny lohasahan-driaka mivarina amin’ny ranomasina lehibe, no ho faritry ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary mifanolotra amin’ny faritanin’i Gada kosa dia ny sisin-tany atsimo, hanomboka ao Tamara any atsinanana, dia hankany amin’ny ranon’i Meribà any Kadesy ary hanaraka ny ranon-driakan’i Ejipta hatrany amin’ny Ranomasina Mediteranea.
Malagasy Bible 1865
Ary mifanolotra amin'ny faritanin'i Gada, amin'ny lafiny atsimo, dia hatrany Tamara sy ny ranon'i Meriba any Kadesy sy ny lohasahan-driaka ka hatramin'ny Ranomasina Lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifanolotra amin’ny faritanin’i Gada, amin’ny lafiny atsimo, ny sisintany dia hatrany Tamara sy ny ranon’i Meriba any Kadesy sy ny lohasahan-driaka ka hatramin’ny Ranomasina Lehibe.
malagasy
Ary mifanolotra amin'ny faritanin'i Gada, amin'ny lafiny atsimo, dia hatrany Tamara sy ny ranon'i Meriba any Kadesy sy ny lohasahan-driaka ka hatramin'ny Ranomasina Lehibe.