Ezekiel 48:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no tany hozarainareo amin’ny antsapaka ho lova ho an’ny firenen’ny Israely, ary izany no ho anjarany avy, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no tany hozarainareo amin’ny filokàna hanananareo azy araka ny fokon’i Israely; ary izany avy no ho anjarany, - teny marin’ny Tompo Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no tany izay hozarainareo antsapaka ho fananan’ireo foko israelita, ary izany no ho anjarany avy. Teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany.»
Malagasy Bible 1865
Izany no tany hozarainareo amin'ny filokana ho an'ny firenen'Isiraely ho lovany, ary izany no ho anjarany ary, hoy Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no tany hozarainareo amin’ny antsapaka ho lova ho an’ny firenen’ny Israely, ary izany no ho anjarany avy, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Izany no tany hozarainareo amin'ny filokana ho an'ny firenen'Isiraely ho lovany, ary izany no ho anjarany ary, hoy Jehovah Tompo.