Ezekiel 48:31 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny anaran’ny vavahady dia ho toy ny anaran’ny fokon’ny Israely: Ny vavahady telo avaratra dia vavahadin’i Robena ny iray, vavahadin’i Joda ny iray, vavahadin’i Levy ny iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
haka anarana amin’ny fokon’i Israely ny vavahady, - hisy vavahady telo: vavahadin-dRobena, iray; vavahadin’i Jodà, iray; vavahadin’i Levì, iray.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anaran'ny vavahady dia ho toy ny anaran'ny firenen'Isiraely: ny vavahady telo avaratra, dia vavahadin'i Robena ny iray vavahadin'i Joda ny iray, vavahadin'i Levy ny iray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny anaran’ny vavahady dia ho toy ny anaran’ny fokon’ny Israely: Ny vavahady telo avaratra dia vavahadin’i Robena ny iray, vavahadin’i Joda ny iray, vavahadin’i Levy ny iray.
malagasy