Ezekiel 48:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny lafiny atsinanana, dimanjato sy efatra arivo; ary ny vavahady telo, dia vavahadin’i Josefa ny iray, vavahadin’i Benjamina ny iray ary vavahadin’i Dana ny iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny lafiny atsinanana, 4.500 hakiho, hisy vavahady telo: vavahadin’i Josefa, iray; vavahadin’i Benjamina, iray; vavahadin’i Dana, iray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny lafiny atsinanana izay mirefy 2 250 metatra dia hisy vavahady telo: dia ny an’i Jôsefa sy ny an’i Benjamîna ary ny an’i Dana.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'ny atsinanana dimanjato amby efatra arivo; ary ny vavahady telo, dia vavahadin'i Josefa ny iray, vavahadin'i Benjamina ny iray, ary vavahadin'i Dana ny iray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny lafiny atsinanana, dimanjato sy efatra arivo; ary ny vavahady telo, dia vavahadin’i Josefa ny iray, vavahadin’i Benjamina ny iray ary vavahadin’i Dana ny iray.
malagasy
Ary amin'ny atsinanana dimanjato amby efatra arivo; ary ny vavahady telo, dia vavahadin'i Josefa ny iray, vavahadin'i Benjamina ny iray, ary vavahadin'i Dana ny iray.