Ezekiel 48:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny lafiny atsimo, mirefy dimanjato sy efatra arivo, ary ny vavahady telo, dia vavahadin’i Simeona ny iray, vavahadin’Isakara ny iray, vavahadin’i Zebolona ny iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny lafiny atsimo, 4.500 hakiho ny refiny, hisy vavahady telo: vavahadin’i Simeôna, iray; vavahadin’i Isakara, iray; vavahadin’i Zabolôna, iray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny lafiny atsimo izay mirefy 2 250 metatra dia hisy vavahady telo: dia ny an’i Simehôna sy ny an’i Jisakara ary ny an’i Zebolòna.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'ny atsimo diman-jato amby efatra arivo ohatra, ary ny vavahady telo, dia vavahadin'i Simeona ny iray, vavahadin'Isakara ny iray, vavahadin'i Zebolona ny iray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny lafiny atsimo, mirefy dimanjato sy efatra arivo, ary ny vavahady telo, dia vavahadin’i Simeona ny iray, vavahadin’Isakara ny iray, vavahadin’i Zebolona ny iray.
malagasy
Ary amin'ny atsimo diman-jato amby efatra arivo ohatra, ary ny vavahady telo, dia vavahadin'i Simeona ny iray, vavahadin'Isakara ny iray, vavahadin'i Zebolona ny iray.