Ezekiel 48:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny andrefana, dimanjato sy efatra arivo; telo ny vavahadiny, dia vavahadin’i Gada ny iray, vavahadin’i Asera ny iray, vavahadin’i Naftaly ny iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny lafiny andrefana 4.500 hakiho, hisy vavahady telo: vavahadin’i Gada, iray; vavahadin’i Asera, iray; vavahadin’i Neftalì, iray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary amin’ny lafiny andrefana izay mirefy 2 250 metatra dia hisy vavahady telo: dia ny an’i Gada sy ny an’i Asera ary ny an’i Naftalỳ.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'ny andrefana dimanjato amby efatra arivo sy vavahady telo, dia vavahadin'i Gada ny iray, vavahadin'i Asera ny iray, vavahadin'i Naftaly ny iray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny andrefana, dimanjato sy efatra arivo; telo ny vavahadiny, dia vavahadin’i Gada ny iray, vavahadin’i Asera ny iray, vavahadin’i Naftaly ny iray.
malagasy
Ary amin'ny andrefana dimanjato amby efatra arivo sy vavahady telo, dia vavahadin'i Gada ny iray, vavahadin'i Asera ny iray, vavahadin'i Naftaly ny iray.Valo arivo amby iray alina ny manodidina. Ary ny anaran'ny tanàna hatramin'izay andro izay dia Jehovah no ao.