Ezekiel 48:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifanolotra amin’ny sisintanin’i Manase, hatrany atsinanana ka hatrany andrefana, dia anjara iray ho an’i Efraima.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manolotra ny sisin-tanin’i Manase, hatramin’ny faritra atsinanana ka hatramin’ny faritra andrefana: anjara iray ho an’i Efraima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mifanolotra amin’ny faritanin’i Manase no hisy ny anjaran’i Efraîma;
Malagasy Bible 1865
Ary mifanolotra amin'ny fari-tanin'i Manase, hatrany atsinanana ka hatrany andrefana, dia iray koa ho an'i Efraima.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifanolotra amin’ny sisintanin’i Manase, hatrany atsinanana ka hatrany andrefana, dia anjara iray ho an’i Efraima.
malagasy
Ary mifanolotra amin'ny fari-tanin'i Manase, hatrany atsinanana ka hatrany andrefana, dia iray koa ho an'i Efraima.