Ezekiel 48:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tany izay hatokanareo ho an’NY TOMPO dia dimy arivo sy roa alina ny lavany, ary iray alina ny sakany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny anjara hatokanareo ho an’i Iaveh dia ho 25.000 hakiho ny lavany, 10.000 hakiho ny sakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny faritra hatokanareo ho Ahy TOMPO dia hirefy 12 km sy sasany ny lavany ary 10 km ny sakany.
Malagasy Bible 1865
Ny tany izay hatokanareo ho an'i Jehovah, dia dimy arivo amby roa alina ny lavany, ary iray alina ny sakany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tany izay hatokanareo ho an’NY TOMPO dia dimy arivo sy roa alina ny lavany, ary iray alina ny sakany.
malagasy
Ny tany izay hatokanareo ho an'i Jehovah, dia dimy arivo amby roa alina ny lavany, ary iray alina ny sakany.