Ezekiel 6:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho fantany fa Izaho no TOMPO, ary tsy teny foana tsy akory ny nilazako fa hahatonga izany loza izany aminy Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho fantany fa Iaveh Aho, ka tsy mba foana ny nilazako fa hahatonga izany loza izany aminy Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiaiky izy fa Izaho no TOMPO; ary tsy niteny foana Aho fa nampihatra taminy tokoa ny loza izay nandrahonako azy.»
Malagasy Bible 1865
Ka dia ho fantany fa Izaho no Jehovah, ary tsy foana ny nilazako fa hahatonga izany loza izany aminy Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho fantany fa Izaho no TOMPO, ary tsy teny foana tsy akory ny nilazako fa hahatonga izany loza izany aminy Aho.
malagasy
Ka dia ho fantany fa Izaho no Jehovah, ary tsy foana ny nilazako fa hahatonga izany loza izany aminy Aho.