Ezekiel 6:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny any lavitra dia ho fatin’ny areti-mandringana, ny atỳ akaiky ho lavon’ny sabatra ary izay sisa sy izay voaro dia ho faty mosary. Hotanterahiko aminy ny fahatezerako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lavitra ho fatin’ny pesta; ny akaiky ho lavon’ny sabatra; izay sisa tavela voatahiry, ho fatin’ny hanoanana; ka hampariko amin’izy ireo ny fahatezerako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay any lavitra ho fatin’ny areti-mandringana, ny etỳ akaiky ho fatin’ny ady ary izay sisa velona tamin’ny fahirano ho faty mosary. Hampariko aminy ny fahatezerako.
Malagasy Bible 1865
Ny lavitra ho fatin'ny areti-mandringana, ny akaiky ho lavon'ny sabatra, ary izay sisa sy izay voaro dia ho faty mosary; Ka dia hotanterahiko aminy ny fahatezerako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny any lavitra dia ho fatin’ny areti-mandringana, ny atỳ akaiky ho lavon’ny sabatra ary izay sisa sy izay voaro dia ho faty mosary. Hotanterahiko aminy ny fahatezerako.
malagasy
Ny lavitra ho fatin'ny areti-mandringana, ny akaiky ho lavon'ny sabatra, ary izay sisa sy izay voaro dia ho faty mosary; Ka dia hotanterahiko aminy ny fahatezerako.