Ezekiel 6:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry zanak’olona, tandrifio ny tendrombohitry ny Israely, dia maminania ny hamelezana azy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zanak’olona, atodiho mankany amin’ny tendrombohitr’i Israely ny tavanao, ka maminania ny hamelezana azy. Lazao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry ilay taranak’olombelona, atodiho eny amin’ireo tendrombohitr’i Israely ny fijerinao ka ijoroy ny maha-mpaminany anao hamelezako an’ireo mponina eny.
Malagasy Bible 1865
Ry zanak'olona, manandrifia ny tendrombohitry ny Isiraely, ary maminania ny hamelezana azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry zanak’olona*, tandrifio ny tendrombohitry ny Israely, dia maminania ny hamelezana azy
malagasy
Ry zanak'olona, manandrifia ny tendrombohitry ny Isiraely, ary maminania ny hamelezana azy,