Ezekiel 6:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Horavana ny alitaranareo, hopotehina ny tsangankazo ho an’ny masoandro ary hataoko mitsitra eo anoloan’ny sampinareo ny fatinareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny ôtelinareo ho voarava, ny andrinareo ho an’ny masoandro, hotapahina; ny lehilahinareo hataoko mitsingidina, voan’ny fahafatesana, eo anoloan’ny sampinareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hopotehiko ny alitaranareo ary hosimbako ny fitaovana fandoroanareo vovo-javamanitra mifangaro ka hataoko maty miampatrampatra eo anoloan’ny sampinareo ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary hokoroina ny alitaranareo, ary hosimbana ny tsangan-kazonareo ho an'ny masoandro; ary hataoko mitsitra eo anoloan'ny sampinareo ny fatinareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Horavana ny alitaranareo, hopotehina ny tsangankazo ho an’ny masoandro ary hataoko mitsitra eo anoloan’ny sampinareo ny fatinareo.
malagasy
Ary hokoroina ny alitaranareo, ary hosimbana ny tsangan-kazonareo ho an'ny masoandro; ary hataoko mitsitra eo anoloan'ny sampinareo ny fatinareo;[Na: tsangam-batonareo]