Ezekiel 6:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fatin’ny Zanak’Israely dia hataoko eo anoloan’ny sampiny ary ny taolanareo dia haeliko manodidina ny alitaranareo eny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fatin’ny zanak’i Israely hataoko eo anoloan’ny sampiny. Ary ny taolanareo haeliko, manodidina ny ôtelinareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, hatsitrako eo anoloan’ny sarivongan-tsampiny ny fatin’ny Israelita ary haparitako manodidina ny alitarany ny taolany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fatin'ny zanak'Isiraely hataoko eo anoloan'ny sampiny; Ary ny taolanareo dia haeliko eny manodidina ny alitaranareo eny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fatin’ny Zanak’Israely dia hataoko eo anoloan’ny sampiny ary ny taolanareo dia haeliko manodidina ny alitaranareo eny.
malagasy
Ary ny fatin'ny zanak'Isiraely hataoko eo anoloan'ny sampiny; Ary ny taolanareo dia haeliko eny manodidina ny alitaranareo eny.