Ezekiel 6:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hisy faty hiampatrampatra eo aminareo ka ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hiampatrampatra eo aminareo, ny maratra ho faty; dia ho fantatrareo fa Iaveh Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho faty miampatrampatra ny ankamaroanareo; ka hiaiky amin’izay ianareo fa Izaho no Tompo.
Malagasy Bible 1865
Ary hisy faty hiampatrampatra eo aminareo; Ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hisy faty hiampatrampatra eo aminareo ka ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO.
malagasy
Ary hisy faty hiampatrampatra eo aminareo; Ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah.