Ezekiel 6:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hamelako hisy sisa ihany ianareo, fa hisy ho afaka amin’ny sabatra any amin’ny Jentilisa rehefa voaely ho any amin’ny tany samihafa ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Havelako hisy sisa ihany anefa aminareo; dia izay afaka amin’ny sabatra, any amin’ny firenena, rehefa haely any amin’ny tany samihafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa hitazonako sisa tavela ihany aminareo, dia ireo afaka tamin’ny ady teo anivon’ny hafa firenena rehefa voaely ho any an-tany hafa ianareo.
Malagasy Bible 1865
Nefa hamelako hisy sisa ihany ianareo, fa hisy ho afaka amin'ny sabatra any amin'ny jentilisa, Rehefa voaely ho any amin'ny tany samy hafa ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hamelako hisy sisa ihany ianareo, fa hisy ho afaka amin’ny sabatra any amin’ny Jentilisa* rehefa voaely ho any amin’ny tany samihafa ianareo.
malagasy
Nefa hamelako hisy sisa ihany ianareo, fa hisy ho afaka amin'ny sabatra any amin'ny jentilisa, Rehefa voaely ho any amin'ny tany samy hafa ianareo.