Ezekiel 7:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro ny andro, indro efa akaiky izany! Miseho ny anjaranao! Mamony ny tsorakazo! Manorobona ny avonavona!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro ny andro, tamy izy; tonga ny anjaranao; mamòny ny tsora-kazo; mivelatra ny avonavona;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Indro ny andro fitsarana, ary mby akaiky sady miseho lany ny faharavana. Mitombo ny hetraketraka ary mahazo vahana ny avonavona.
Malagasy Bible 1865
Indro ny andro, indro mby akaiky iny! Miseho ny anjaranao. Mamonjy ny tsorakazo, manorobona ny avonavona!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro ny andro, indro efa akaiky izany! Miseho ny anjaranao! Mamony ny tsorakazo! Manorobona ny avonavona!
malagasy
Indro ny andro, indro mby akaiky iny! Miseho ny anjaranao. Mamonjy ny tsorakazo, manorobona ny avonavona!