Ezekiel 7:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa mby akaiky ny fotoana, antomotra ny andro! Aoka tsy hifaly ny mpividy ary aoka halahelo ny mpivarotra! Fa iharan’ny fahatezerana mirehitra ny harembeny rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga ny fotoana, antomotra ny andro! Ny mpividy, aoka tsy hifaly; ary ny mpivarotra, aoka tsy halahelo, fa efa hipoahan’ny fahatezerana avokoa ny ankamaroany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga ny fotoana ary akaiky ny andro fitsarana: aoka tsy hifaly ny mpividy ary aoka halahelo ny mpivarotra satria ny vahoaka rehetra no iharan’ny fahatezerako.
Malagasy Bible 1865
Mby akaiky ny fotoana, antomotra ny andro; aoka tsy hifaly ny mpividy, ary aoka halahelo ny mpivarotra; Fa iharan'ny fahatezerana mirehitra ny hamaroany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa mby akaiky ny fotoana, antomotra ny andro! Aoka tsy hifaly ny mpividy ary aoka halahelo ny mpivarotra! Fa iharan’ny fahatezerana mirehitra ny harembeny rehetra.
malagasy
Mby akaiky ny fotoana, antomotra ny andro; aoka tsy hifaly ny mpividy, ary aoka halahelo ny mpivarotra; Fa iharan'ny fahatezerana mirehitra ny hamaroany rehetra.