Ezekiel 7:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa notsofina ny trompetra ka vonona ny zavatra rehetra nefa tsy misy mankany amin’ny ady satria iharan’ny fahatezerako mirehitra ny harembe rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Velona ny trômpetra, ary vonona ny zavatra rehetra; nefa tsy misy mandroso hiady ny olona, satria iharan’ny hatezerako avokoa ny ankamaroany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hotsofina ny anjomara ary hatao ny fiomanan-kiady, fa tsy hisy olona handeha hiantafika satria ny vahoaka rehetra no iharan’ny fahatezerako.»
Malagasy Bible 1865
Efa nitsoka ny trompetra izy ka nahavonona ny zavatra rehetra, nefa tsy misy mankany amin'ny ady, satria iharan'ny fahatezerako mirehitra ny hamaroany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa notsofina ny trompetra ka vonona ny zavatra rehetra nefa tsy misy mankany amin’ny ady satria iharan’ny fahatezerako mirehitra ny harembe rehetra.
malagasy
Efa nitsoka ny trompetra izy ka nahavonona ny zavatra rehetra, nefa tsy misy mankany amin'ny ady, satria iharan'ny fahatezerako mirehitra ny hamaroany rehetra.