Ezekiel 7:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sabatra no eny ivelany ary ny areti-mandringana sy ny mosary no ao an-trano! Izay any an-tsaha dia ho fatin-tsabatra ary izay any an-tanàna kosa dia ho levon’ny mosary sy ny areti-mandringana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sabatra, eny ivelany; ny pesta sy mosary, ao anatiny; ary ny eo an-tanàna, ho levon’ny mosary sy ny pesta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Hirongatra eny an-dalambe ny ady, ary ao an-trano kosa ny areti-mandringana sy ny mosary. Ho fatin’ny ady ireo olona any an-tsaha, ary ho ripaky ny mosary sy ny areti-mandringana ireo any an-tanàna.
Malagasy Bible 1865
Ny sabatra no eny ivelany, ary ny areti-mandringana sy ny mosary kosa no ao anatiny; Izay any an-tsaha dia ho fatin-tsabatra, ary izay any an-tanàna kosa dia ho levon'ny mosary sy ny areti-mandringana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sabatra no eny ivelany ary ny areti-mandringana sy ny mosary no ao an-trano! Izay any an-tsaha dia ho fatin-tsabatra ary izay any an-tanàna kosa dia ho levon’ny mosary sy ny areti-mandringana.
malagasy