Ezekiel 7:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianao, ry zanak’olona, izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra amin’ny tanin’ny Israely: Injao ny farany! Eny, efa mby akaiky ny farany ho amin’ny vazan-tany efatra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianao, ry zanak’olona, izao no lazain’i Iaveh Tompo, amin’ny tanin’i Israely: Ny fiafarana! Tamy ny farany amin’ny vazantany efatra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mihainoa ianao, ry ilay taranak’olombelona. Izaho Tompo ANDRIANANAHARY dia milaza izao amin’ny tanin’i Israely: «Injao no farany; mby akaiky ny farany ho an’ny vazan-tany efatra eo aminao tokoa ry tanin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary ianao, ry zanak'olona, dia izao no lazain'i Jehovah Tompo amin'ny tanin'ny Isiraely: Injao ny farany! Eny, mby akaiky ny farany ho amin'ny vazan-tany efatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianao, ry zanak’olona*, izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra amin’ny tanin’ny Israely: Injao ny farany! Eny, efa mby akaiky ny farany ho amin’ny vazan-tany efatra!
malagasy
Ary ianao, ry zanak'olona, dia izao no lazain'i Jehovah Tompo amin'ny tanin'ny Isiraely: Injao ny farany! Eny, mby akaiky ny farany ho amin'ny vazan-tany efatra.