Ezekiel 7:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatolotro ho babo eny an-tanan’ny hafa firenena izy, eny, ho babo ho an’ny ratsy fanahy amin’ny tany ka holotoin’ireny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary hatolotro ho babo eny an-tanan’ny hafa firenena, ho rembin’ny tsy tia fivavahana amin’ny tany; - ka holotoiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Havelako horobain’ny vahiny koa ireny sy hofaohin’ny olon-dratsy ho babo rehefa avy nozimbazimbainy.
Malagasy Bible 1865
Ary hatolotro ho babo eny an-tànan'ny hafa firenena izy, Eny, ho babo ho an'ny ratsy fanahy amin'ny tany, ka holotoin'ireny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatolotro ho babo eny an-tanan’ny hafa firenena izy, eny, ho babo ho an’ny ratsy fanahy amin’ny tany ka holotoin’ireny izy.
malagasy
Ary hatolotro ho babo eny an-tànan'ny hafa firenena izy, Eny, ho babo ho an'ny ratsy fanahy amin'ny tany, ka holotoin'ireny izy.