Ezekiel 7:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hiamboho azy koa Aho ka holotoina ny rakitro, fa hiditra ao aminy ny mpandroba ka handoto azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Haviliko tsy hijery azy ny tavako ka holotoin’olona ny rakitro, fa hidiran’ny olona mpanao an-keriny, ka holotoiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiamboho tsy hiraharaha azy Aho ka ilay raki-tsoako no hozimbazimbainy; fa hiditra ao ny jiolahy ka hanimbazimba azy.
Malagasy Bible 1865
Dia hiamboho azy koa Aho, ka holotoiny ny rakitro; Fa hiditra ao aminy ny mpandroba ka handoto azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hiamboho azy koa Aho ka holotoina ny rakitro, fa hiditra ao aminy ny mpandroba ka handoto azy.
malagasy
Dia hiamboho azy koa Aho, ka holotoiny ny rakitro; Fa hiditra ao aminy ny mpandroba ka handoto azy.