Ezekiel 7:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manefe gadra! Fa feno fitsarana mandatsa-dra ny tany ary feno fampahoriana ny tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Omany ny gadra; fa feno heloka ny tany; ary feno fanaovana an-keriny, ny tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manamboara rojo fandrohizana fa feno vonoan’olona ny tany ary feno herisetra ny tanàna.
Malagasy Bible 1865
Manefa gadra, fa efa feno fitsarana ny amin'ny fandatsahan-drà ny tany, ary feno fampahoriana ny tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manefe gadra! Fa feno fitsarana mandatsa-dra ny tany ary feno fampahoriana ny tanàna.
malagasy
Manefa gadra, fa efa feno fitsarana ny amin'ny fandatsahan-drà ny tany, ary feno fampahoriana ny tanàna.