Ezekiel 7:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho avy ny fampangovitana! Hitady fiadanana izy nefa tsy hisy izany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mby akaiky ny fandravana; hitady fiadanana izy ireo, fa tsy hisy izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho avy ny tebiteby; hitady fiadanana izy fa tsy hisy.
Malagasy Bible 1865
Ho avy ny fandringanana; ary hitady fiadanana izy, fa tsy hisy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho avy ny fampangovitana! Hitady fiadanana izy nefa tsy hisy izany!
malagasy
Ho avy ny fandringanana; ary hitady fiadanana izy, fa tsy hisy.[Na: fampangovitana]