Ezekiel 7:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ankehitriny dia efa mby akaikinao ny farany, ary halefako aminao ny fahatezerako dia hotsaraiko araka ny lalanao ianao ka hatambesatro aminao ny fahavetavetanao rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ankehitriny tamy aminao ny farany; efa hampanarana ny hatezerako hamely anao Aho; hitsara anao araka ny asanao; hampitambesatra ny fahavetavetanao rehetra aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny no farany ho anao: hampihariko hamely anao ny fahatezerako. Hotsaraiko araka ny fitondrantenany ny mponinao ka hovaliako aminy avokoa ny asa maharikoriko rehetra nataony.
Malagasy Bible 1865
Ankehitriny dia mby akaikinao ny farany, ary halefako aminao ny fahatezerako, dia hotsaraiko araka ny alehanao ianao, ka hatambesatro aminao ny fahavetavetanao rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ankehitriny dia efa mby akaikinao ny farany, ary halefako aminao ny fahatezerako dia hotsaraiko araka ny lalanao ianao ka hatambesatro aminao ny fahavetavetanao rehetra.
malagasy
Ankehitriny dia mby akaikinao ny farany, ary halefako aminao ny fahatezerako, dia hotsaraiko araka ny alehanao ianao, ka hatambesatro aminao ny fahavetavetanao rehetra.