Ezekiel 7:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Injao! Avy ny loza, dia loza izay tsy misy toa azy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh Tompo: Loza safatsiroa! Loza! Injay izy tamy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: «Indro fa avy ny loza, dia loza tsy misy toa azy!
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Injao! avy ny loza, dia loza izay tsy misy toa azy!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Injao! Avy ny loza, dia loza izay tsy misy toa azy!
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Injao! avy ny loza, dia loza izay tsy misy toa azy![Heb. loza iray]