Ezekiel 8:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niditra aho ka nahita, ary indreo, nisy sarin’ny biby mandady sy mikisaka rehetra sy ny biby hafa, izay fahavetavetana, sy ny sampy rehetra an’ny taranak’Israely, voasoratra teny amin’ny rindrina manodidina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niditra aho, ka nahita, ary indro, voasoratra teo amin’ny rindrina manodidina avokoa, ny sarin’ny biby mandady amam-biby maloto isan-karazany, mbamin’ny fahavetavetan’ny taranak’i Israely rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niditra aho ary izao no hitako: rakotry ny sary mampiseho ireo biby mandady sy biby hafa mahatsiravina rehetra ny rindrina manodidina ahy, ary hita teo avokoa ny sampin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Dia niditra aho ka nahita, ary indreo, nisy sarin'ny biby mandady sy mikisaka rehetra sy ny biby hafa, dia izay fahavetavetana, sy ny sampy rehetra an'ny taranak'Isiraely, voasoratra teo amin'ny rindrina manodidina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niditra aho ka nahita, ary indreo, nisy sarin’ny biby mandady sy mikisaka rehetra sy ny biby hafa, izay fahavetavetana, sy ny sampy rehetra an’ny taranak’Israely, voasoratra teny amin’ny rindrina manodidina.
malagasy