Ezekiel 8:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noentiny ho eo anoloan’ny vavahadin’ny tranon’NY TOMPO, izay manatrika ny avaratra aho; ary indreo, nisy vehivavy nipetraka teo, nitomany an’i Tamoza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentiny aho, ho eo anoloan’ny vavahady, mitodika mianavaratra, amin’ny tranon’i Iaveh, ka indreo, ny vehivavy nipetraka teo, mitomany an’i Tamoza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nentin’ny TOMPO aho hankeo anoloan’ny vavahadin’ny tranony, izay mitodika mianavaratra. Nisy vehivavy maro nipetraka teo, ary nitomany ny fahafatesan’i Tamoza.
Malagasy Bible 1865
Dia nentiny ho eo anoloan'ny vavahadin'ny tranon'i Jehovah, izay manatrika ny avaratra aho; ary, indreo, nisy vehivavy nipetraka teo, nitomany an'i Tamoza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noentiny ho eo anoloan’ny vavahadin’ny tranon’NY TOMPO, izay manatrika ny avaratra aho; ary indreo, nisy vehivavy nipetraka teo, nitomany an’i Tamoza.
malagasy
Dia nentiny ho eo anoloan'ny vavahadin'ny tranon'i Jehovah, izay manatrika ny avaratra aho; ary, indreo, nisy vehivavy nipetraka teo, nitomany an'i Tamoza.