Ezekiel 8:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Izy tamiko: Hitanao va izany, ry zanak’olona? Mbola hahita fahavetavetana lehibe noho ireto koa ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Izy tamiko: «Efa hitanao va, ry zanak’olona? Mbola hahita fahavetavetana hafa lehibe noho izany, ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nanontany ahy Andriamanitra hoe: «Hitanao tsara ve izao, ry ilay taranak’olombelona? Mbola hahita fomba maharikoriko goavana kokoa noho izao aza ianao.»
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Izy tamiko: Hitanao va izany ry zanak'olona? Mbola hahita fahavetavetana lehibe noho ireto koa ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Izy tamiko: Hitanao va izany, ry zanak’olona? Mbola hahita fahavetavetana lehibe noho ireto koa ianao.
malagasy
Dia hoy Izy tamiko: Hitanao va izany ry zanak'olona? Mbola hahita fahavetavetana lehibe noho ireto koa ianao.