Ezekiel 8:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Izy tamiko: Hitanao va izany, ry zanak’olona? Moa ataon’ny taranak’i Joda ho kely loatra va ny nanaovany ny fahavetavetana izay ataony eto, no fenoiny fampahoriana koa ny tany ka mampahatezitra Ahy lalandava izy. Ary indro, nanainga ny rantsan-kazo ho amin’ny orony izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy izy tamiko: «Efa hitanao va, ry zanak’olona? Mbola tsy ampy ihany va ho an’ny taranak’i Jodà ny manao izao fahavetavetana ataony eto izao, no mbola fenoiny fampahoriana koa ny tany; ka niverenany hatao lalandava izay hampahatezitra Ahy? Indro izy ireo manainga ny rantsan-kazo ho eo amin’ny orony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany ahy indray Andriamanitra hoe: «Hitanao tsara ve izao, ry ilay taranak’olombelona? Nefa tsy afa-po amin’izao fomba maharikoriko ataony izao izy fa mbola fenoiny herisetra koa ny tany, ka manao izay mampahasosotra Ahy lalandava izy. Jereo izy izao fa mampakatra rantsan-kazo eo amin’ny orony.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Izy tamiko: Hitanao va izany, ry zanak'olona? Moa ataon'ny taranak'i Joda ho kely loatra va ny nanaovany ny fahavetavetana izay ataony eto, no fenoiny fampahoriana koa ny tany, ka mampahatezitra Ahy lalandava izy; ary indro izy nanainga ny rantsan-kazo ho amin'ny orony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Izy tamiko: Hitanao va izany, ry zanak’olona? Moa ataon’ny taranak’i Joda ho kely loatra va ny nanaovany ny fahavetavetana izay ataony eto, no fenoiny fampahoriana koa ny tany ka mampahatezitra Ahy lalandava izy. Ary indro, nanainga ny rantsan-kazo ho amin’ny orony izy.
malagasy
Dia hoy Izy tamiko: Hitanao va izany, ry zanak'olona? Moa ataon'ny taranak'i Joda ho kely loatra va ny nanaovany ny fahavetavetana izay ataony eto, no fenoiny fampahoriana koa ny tany, ka mampahatezitra Ahy lalandava izy; ary indro izy nanainga ny rantsan-kazo ho amin'ny orony.Ary Izaho kosa dia hamely amin'ny fahatezerako; tsy hiantra ny masoko, sady tsy hamindra fo Aho; ary na dia mitaraina mafy eo an-tsofiko aza izy, dia tsy hihaino azy Aho.