Ezekiel 8:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Izaho kosa hamely amin’ny fahatezerako; tsy hiantra ny masoko sady tsy hamindra fo Aho; ary na dia mitaraina mafy eo an-tsofiko aza izy dia tsy hihaino azy Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Izaho koa hamely an-katezerana; tsy hiantra ny masoko; tsy hamindra fo Aho; hitaraina mafy eo an-tsofiko izy ireo, kanefa tsy hohenoiko akory.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary Izaho kosa dia hamely azy amin’ny fahatezerako; tsy ho antra fijery azy Aho ary tsy hamindrafo aminy. Ka na dia hikiakiaka hiantso vonjy amiko aza izy, dia tsy hohenoiko.»
Malagasy Bible 1865
Ary Izaho kosa dia hamely amin'ny fahatezerako; tsy hiantra ny masoko, sady tsy hamindra fo Aho; ary na dia mitaraina mafy eo an-tsofiko aza izy, dia tsy hihaino azy Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Izaho kosa hamely amin’ny fahatezerako; tsy hiantra ny masoko sady tsy hamindra fo Aho; ary na dia mitaraina mafy eo an-tsofiko aza izy dia tsy hihaino azy Aho.
malagasy
Ary Izaho kosa dia hamely amin'ny fahatezerako; tsy hiantra ny masoko, sady tsy hamindra fo Aho; ary na dia mitaraina mafy eo an-tsofiko aza izy, dia tsy hihaino azy Aho.