Ezekiel 8:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa Izy tamiko: Ry zanak’olona, hitanao va izay ataon’ireo, dia ireo fahavetavetana lehibe izay ataon’ny taranak’Israely eto ka mampanalavitra Ahy amin’ny fitoerako masina? Mbola hahita fahavetavetana lehibe koa ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy tamiko: «Ry zanak’olona, hitanao va ny ataon’izy ireo, dia izato fahavetavetana lehibe ataon’ny taranak’i Israely eto, mba hanalavirako ny fitoerako masina? Mbola hahita fahavetavetana lehibe hafa koa ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy indray ny Andriamanitra hoe: «Ry ilay taranak’olombelona, hitanao tsara ve izay ataon’ny olona eo? Fa ny firenen’i Israely dia manao izay fomba maharikoriko mba hampanalavitra Ahy amin’ity toerako masina ity. Nefa mbola hahita fomba hafa maharikoriko toy izany ianao.»
Malagasy Bible 1865
Dia hoy koa Izy tamiko: Ry zanak'olona, hitanao va izay ataon'ireo, dia ny fahavetavetana lehibe izay ataon'ny taranak'Isiraely eto ka mampanalavitra Ahy amin'ny fitoerako masina? Mbola hahita fahavetavetana lehibe koa ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa Izy tamiko: Ry zanak’olona, hitanao va izay ataon’ireo, dia ireo fahavetavetana lehibe izay ataon’ny taranak’Israely eto ka mampanalavitra Ahy amin’ny fitoerako masina? Mbola hahita fahavetavetana lehibe koa ianao.
malagasy