Ezekiel 8:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noentiny ho eo amin’ny vavahadin’ny kianja aho. Ary hitako fa indro, nisy loaka teo amin’ny rindrina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentiny ho eo am-bavahadin’ny kianja aho, ka nahatazana aho: ary indro nisy loaka anankiray teo amin’ny rindrina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nitondra ahy ho eo am-bavahadin’ny kianja ivelan’ny tempoly izy, ka hitako fa nisy hirika teo amin’ny rindrina.
Malagasy Bible 1865
Dia nentiny ho eo amin'ny vavahadin'ny kianja aho; ary hitako fa, indro, nisy loaka teo amin'ny ampiantany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noentiny ho eo amin’ny vavahadin’ny kianja aho. Ary hitako fa indro, nisy loaka teo amin’ny rindrina.
malagasy
Dia nentiny ho eo amin'ny vavahadin'ny kianja aho; ary hitako fa, indro, nisy loaka teo amin'ny ampiantany.