Ezekiel 8:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy tamiko: Midira ka jereo ny fahavetavetana lehibe ataony ato!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy tamiko: «Avia, jereo ireto fahavetavetana mahatsiravina ataony eto.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy indray Izy tamiko: «Midira ianao ary jereo ny fomba ratsy maharikoriko ataon’ireo olona ireo eto.»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy tamiko: Midira, ka jereo ny fahavetavetana lehibe ataony eto.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy tamiko: Midira ka jereo ny fahavetavetana lehibe ataony ato!
malagasy
Ary hoy Izy tamiko: Midira, ka jereo ny fahavetavetana lehibe ataony eto.