Ezekiel 9:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Izaho kosa dia tsy hiantra ny masoko sady tsy hamindra fo Aho fa hatsingeriko ho eo an-dohany ny lalany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho koa, dia tsy hiantra ny masoko; ary tsy hamindra fo Aho; hatsingeriko amin’ny lohany, izay nataony.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany dia tsy ho antra fijery azy Aho ary tsy hamindrafo aminy; fa hataoko mivesatra ny vokatry ny fitondrantenany izy.
Malagasy Bible 1865
Ary Izaho kosa, dia tsy hiantra ny masoko, sady tsy hamindra fo aho, fa hatsingeriko ho eo an-dohany ny nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Izaho kosa dia tsy hiantra ny masoko sady tsy hamindra fo Aho fa hatsingeriko ho eo an-dohany ny lalany.
malagasy
Ary Izaho kosa, dia tsy hiantra ny masoko, sady tsy hamindra fo aho, fa hatsingeriko ho eo an-dohany ny nataony.[Heb. lalany]Ary, indro, ralehilahy, ilay nitafy rongony fotsy sady nisy fitoeran-dranomainty teo am-balahany, dia nitondra teny niverina nanao hoe: Efa vitako izay nandidianao ahy.