Ezekiel 9:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy tamin’ireo: Lotoy ny Trano ary fenoy faty ny kianja! Mivoaha ianareo! Dia nivoaka izy ireo ka namely ny tao an-tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Izy taminy: «Lotoy ny trano; fenoy faty ny kianja. Mivoaha ianareo!» Dia nivoaka namely tao an-tanàna izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny Tompo nibaiko azy hoe: «Lotoy ny tempoly, fenoy fatin’olona ny kianjany, dia mandehana.» Dia lasa ireo ka nanohy ny fandringanana tao an-tanàna.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Lotoy ny trano, ary fenoy faty ny kianja; dia mivoaha ianareo. Ary dia nivoaka izy ka namely ny tao an-tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy tamin’ireo: Lotoy ny Trano ary fenoy faty ny kianja! Mivoaha ianareo! Dia nivoaka izy ireo ka namely ny tao an-tanàna.
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Lotoy ny trano, ary fenoy faty ny kianja; dia mivoaha ianareo. Ary dia nivoaka izy ka namely ny tao an-tanàna.