Ezra 1:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
kapoaka volamena misarona telopolo, lovia volafotsy fiandry folo sy efajato ary lovia hafa koa arivo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kôpy volamena 30, kôpy volafotsy ambaratonga faharoa 410, ary fanaka hafa koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koveta volamena telopolo; koveta volafotsy 410; fitaovana hafa arivo.
Malagasy Bible 1865
kapoaka volamena misarona telo-polo, lovia volafotsy manarakaraka folo amby efa-jato, ary lovia hafa koa arivo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
kapoaka volamena misarona telopolo, lovia volafotsy fiandry folo sy efajato ary lovia hafa koa arivo;
malagasy
kapoaka volamena misarona telo-polo, lovia volafotsy manarakaraka folo amby efa-jato, ary lovia hafa koa arivo;efa-jato amby dimy arivo no isan'ny fanaka volamena sy volafotsy rehetra. Ireo rehetra ireo dia nentin'i Sesbazara niaraka nankany Jerosalema tamin'ny babo izay niverina avy tany Babylona.