Ezra 1:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
efajato sy dimy arivo no isan’ny fanaka volamena sy volafotsy rehetra. Ireo rehetra ireo dia noentin’i Sesbazara niaraka tamin’ny babo izay niverina avy tany Babilona nankany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
5.400 no totalin’ny fanaka volamena sy volafotsy. Dia nentin’i Sasabasara avokoa ireo, nony niverina avy any Babilôna ho any Jerosalema ireo voasesitany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny isan’ny fanaka volamena sy volafotsy rehetra dia 5 400; ka nentin’i Sesebatsàro ireo, fony niakatra avy tany Babilôna ho any Jerosalema ny voasesitany.
Malagasy Bible 1865
efa-jato amby dimy arivo no isan'ny fanaka volamena sy volafotsy rehetra. Ireo rehetra ireo dia nentin'i Sesbazara niaraka nankany Jerosalema tamin'ny babo izay niverina avy tany Babylona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
efajato sy dimy arivo no isan’ny fanaka volamena sy volafotsy rehetra. Ireo rehetra ireo dia noentin’i Sesbazara niaraka tamin’ny babo izay niverina avy tany Babilona nankany Jerosalema.
malagasy
efa-jato amby dimy arivo no isan'ny fanaka volamena sy volafotsy rehetra. Ireo rehetra ireo dia nentin'i Sesbazara niaraka nankany Jerosalema tamin'ny babo izay niverina avy tany Babylona.