Ezra 1:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’i Kirosy mpanjakan’i Persia: Ny fanjakana rehetra ambonin’ny tany dia efa nomen’NY TOMPO, Andriamanitry ny lanitra, ahy; ary efa nandidy ahy Izy mba hanao trano ho Azy any Jerosalema izay any Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izao no lazain’i Sirosa mpanjakan’i Persa: Efa nomen’i Iaveh Andriamanitry ny lanitra ahy ny fanjakana rehetra eto an-tany, ary efa nandidy ahy Izy, hanao trano ho Azy, any Jerosalema any Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao no lazain’i Kirôsa amperôran’i Persia. Ny TOMPO Andriamanitry ny lanitra dia efa nanome ahy ny fanjakana rehetra ambonin’ny tany ary efa nandidy ahy hanorina tempoly ho Azy any Jerosalema, izay ao amin’ny tanin’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Kyrosy, mpanjakan'i Persia: Ny fanjakana rehetra ambonin'ny tany dia efa nomen'i Jehovah, Andriamanitry ny lanitra, ahy; ary Izy efa nandidy ahy hanao trano ho Azy any Jerosalema izay any Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’i Kirosy mpanjakan’i Persia: Ny fanjakana rehetra ambonin’ny tany dia efa nomen’NY TOMPO, Andriamanitry ny lanitra, ahy; ary efa nandidy ahy Izy mba hanao trano ho Azy any Jerosalema izay any Joda.
malagasy