Ezra 1:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga ny lohan’ny fianakavian’i Joda sy Benjamina mbamin’ny mpisorona sy ny levita, dia izay rehetra efa notairin’Andriamanitra ny fanahiny, mba hiakatra hanao ny tranon’NY TOMPO any Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitsangana ny loham-pianakavian’i Jodà sy i Benjamina, ny mpisorona sy ny Levita, dia izay rehetra namporisihan’Andriamanitra ny fanahiny, ka lasa nandeha hanao ny tranon’i Iaveh any Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nioman-kiainga ny loham-pianakaviana tamin’ny fokon’i Joda sy ny fokon’i Benjamîna mbamin’ny mpisorona sy ny levita, izany hoe izay rehetra nampirisihin’ny TOMPO Andriamanitra hiakatra hanorina ilay tranony any Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Dia niainga ny lohan'ny firenen'i Joda sy Benjamina sy ny mpisorona sy ny Levita, dia izay rehetra efa namporisihin'Andriamanitra hiakatra hanao ny tranon'i Jehovah any Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga ny lohan’ny fianakavian’i Joda sy Benjamina mbamin’ny mpisorona sy ny levita*, dia izay rehetra efa notairin’Andriamanitra ny fanahiny, mba hiakatra hanao ny tranon’NY TOMPO any Jerosalema.
malagasy
Dia niainga ny lohan'ny firenen'i Joda sy Benjamina sy ny mpisorona sy ny Levita, dia izay rehetra efa namporisihin'Andriamanitra hiakatra hanao ny tranon'i Jehovah any Jerosalema.