Ezra 1:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia navoakan’i Kirosy mpanjaka ny fanaky ny tranon’NY TOMPO izay nalain’i Nebokadnezara tany Jerosalema ka nataony tao an-tranon’ny andriamaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalain’i Sirosa ny fanaky ny tranon’i Iaveh nesorin’i Nabokodonozora tao Jerosalema sy napetrany tao amin’ny tempolin’ny andriamaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nasain’ny amperôra Kirôsa navoaka ireo fanaky ny tranon’ny TOMPO, dia ny fanaka nalain’i Nebokadnetsara tany Jerosalema ka efa napetrany tao an-tranon’ireo andriamaniny.
Malagasy Bible 1865
Dia navoak'i Kyrosy mpanjaka ny fanaky ny tranon'i Jehovah, izay efa nalain'i Nebokadnezara tany Jerosalema ka efa nataony tao an-tranon'ireo andriamaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia navoakan’i Kirosy mpanjaka ny fanaky ny tranon’NY TOMPO izay nalain’i Nebokadnezara tany Jerosalema ka nataony tao an-tranon’ny andriamaniny.
malagasy
Dia navoak'i Kyrosy mpanjaka ny fanaky ny tranon'i Jehovah, izay efa nalain'i Nebokadnezara tany Jerosalema ka efa nataony tao an-tranon'ireo andriamaniny.