Ezra 1:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no isany: Lovia volamena telopolo, lovia volafotsy arivo, antsy sivy amby roapolo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izao no isany: siny volamena 30, siny volafotsy 1.000, antsy 29,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no isany: lovia volamena telopolo; lovia volafotsy arivo; antsy 29;
Malagasy Bible 1865
Ary izao no isany: Lovia volamena telo-polo, lovia volafotsy arivo, antsy sivy amby roa-polo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no isany: Lovia volamena telopolo, lovia volafotsy arivo, antsy sivy amby roapolo,
malagasy
Ary izao no isany: Lovia volamena telo-polo, lovia volafotsy arivo, antsy sivy amby roa-polo,