Ezra 10:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mitsora amin’NY TOMPO Andriamanitry ny razanareo ka ataovy ny sitrapony; ary misaraha amin’ny olona tompon-tany sy ny vehivavy hafa firenena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa samia miaiky heloka eo anatrehan’i Iaveh Andriamanitry ny razanareo ianareo ankehitriny sy manatanteraka ny sitrapony ny amin’ny vehivavy hafa firenena.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa samia ianareo miaiky heloka amin’ny TOMPO Andriamanitry ny razanareo sy manao ny sitrapony; ary misaraha amin’ny valovotaka mponin’ity tany ity sy amin’ny vehivavy hafa firenena nalainareo ho vady.
Malagasy Bible 1865
Koa mitsora amin'i Jehovah, Andriamanitry ny razanareo, ka ataovy ny sitrapony; ary misaraha amin'ny olona tompon-tany sy ny vehivavy hafa firenena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mitsora amin’NY TOMPO Andriamanitry ny razanareo ka ataovy ny sitrapony; ary misaraha amin’ny olona tompon-tany sy ny vehivavy hafa firenena.
malagasy
Koa mitsora amin'i Jehovah, Andriamanitry ny razanareo, ka ataovy ny sitrapony; ary misaraha amin'ny olona tompon-tany sy ny vehivavy hafa firenena.