Ezra 10:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly ny fiangonana manontolo ka niredona mafy hoe: Izay lazainao dia tsy maintsy hataonay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namaly ny fiangonana rehetra tamin’ny feo avo ka nanao hoe: «Adidinay ny manatanteraka ny voalazanao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly ny olona rehetra tafangona teo ka niredona mafy hoe: –Marina ny anao! Izay lazainao dia tsy maintsy hataonay.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly ny fiangonana rehetra ka niredona mafy hoe: Izay lazainao dia tsy maintsy hataonay;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly ny fiangonana manontolo ka niredona mafy hoe: Izay lazainao dia tsy maintsy hataonay.
malagasy
Dia namaly ny fiangonana rehetra ka niredona mafy hoe: Izay lazainao dia tsy maintsy hataonay;