Ezra 10:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa maro ny olona, ary fahavaratra ny andro, ka tsy mahatoetra etỳ alatrano izahay, sady raharaha tsy vita indray andro na indroa andro aza izao, fa maro izahay no efa nanota tamin’izany zavatra izany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao: ny vahoaka ity maro, ny andro manorana; ny mitoetra eto alatrano Akora, tsy azo atao, ny raharaha tsy ho vita indray andro na indroa andro, fa fahotana lehibe no nataonay tamin’izany zavatra izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa maro izahay ary ny andro manorana ka tsy mahatoetra eto alatrano izahay; sady raharaha tsy vita indray andro na indroa andro aza izao; fa maro izahay no efa nanota tamin’izany zavatra izany.
Malagasy Bible 1865
nefa maro ny olona, ary fahavaratra ny andro, ka tsy mahatoetra etỳ ala-trano izahay, sady raharaha tsy vita indray andro na indroa andro aza izao, fa maro izahay no efa nanota tamin'izany zavatra izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa maro ny olona, ary fahavaratra ny andro, ka tsy mahatoetra etỳ alatrano izahay, sady raharaha tsy vita indray andro na indroa andro aza izao, fa maro izahay no efa nanota tamin’izany zavatra izany;
malagasy