Ezra 10:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa aoka ny mpanapaka anay no hitoetra eto ho solon’ny fiangonana rehetra ary ny olona rehetra any amin’ny tanànantsika avy izay naka vehivavy hafa firenena ho vadiny no aoka hankaty amin’izay fotoanandro hatao, ary hiaraka aminy koa ny loholony isan-tanàna sy ny mpitsara ao, mandra-pahavitan’izany raharaha izany sy ny hialan’ny firehetan’ny fahatezeran’Andriamanitsika amintsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka aoka ny lehibenay no hijanona eto ho solon’ny fiangonana rehetra, dia izay rehetra namponina vehivavy hafa firenena ao aminy, any an-tanànany, no hankatỳ amin’izay fotoana homena azy, miaraka amin’ny loholona sy ny mpitsara isan-tanàna avy, mandra-pamily hiala amintsika ny firehetan’ny fahatezeran’ny Andriamanitsika, ny amin’io raharaha io.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa aoka ny lehibentsika no hisolo toerana ny fiangonana manontolo; dia ny Israelita rehetra izay efa nanambady vehivavy hafa firenena no aoka hankatỳ amin’ny fotoanandro homena azy, miaraka amin’ny loholona sy mpitsara isan-tanànany avy. Hotontosainay mihitsy izany raharaha izany mandra-pialan’ilay fahatezeran’Andriamanitsika mirehitra amintsika.
Malagasy Bible 1865
koa aoka ny mpanapaka anay no hitoetra eto ho solon'ny fiangonana rehetra, ary ny olona rehetra any amin'ny tanànantsika avy izay efa naka vehivavy hafa firenena ho vadiny no aoka hankatỳ amin'izay fotoan'andro hatao, ary hiaraka aminy koa ny loholony isan-tanàna sy ny mpitsara ao, mandra-pahavitan'izany raharaha izany sy ny hialan'ny firehetan'ny fahatezeran'Andriamanitsika amintsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa aoka ny mpanapaka anay no hitoetra eto ho solon’ny fiangonana rehetra ary ny olona rehetra any amin’ny tanànantsika avy izay naka vehivavy hafa firenena ho vadiny no aoka hankaty amin’izay fotoanandro hatao, ary hiaraka aminy koa ny loholony isan-tanàna sy ny mpitsara ao, mandra-pahavitan’izany raharaha izany sy ny hialan’ny firehetan’ny fahatezeran’Andriamanitsika amintsika.
malagasy